1. Now there was long war between the house of Saul and the house of David: but David waxed stronger and stronger, and the house of Saul waxed weaker and weaker.
1. La guerre dura longtemps entre la maison de Saül et la maison de David. David devenait de plus en plus fort, et la maison de Saül allait en s`affaiblissant.
1. Ary naharitra ela ny adin' ny tamingan' i Saoly sy ny tamingan' i Davida, nefa Davida nihanahery, fa ny tamingan' i Saoly kosa nihaosa dia nihaosa.
2. And unto David were sons born in Hebron: and his firstborn was Amnon, of Ahinoam the Jezreelitess;
2. "Il naquit à David des fils à Hébron. Son premier-né fut Amnon, d`Achinoam de Jizreel;"
2. "Ary Davida niteraka zazalahy tao Hebrona; koa Amnona, tamin' i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoany;"
3. And his second, Chileab, of Abigail the wife of Nabal the Carmelite; and the third, Absalom the son of Maacah the daughter of Talmai king of Geshur;
3. "le second, Kileab, d`Abigaïl de Carmel, femme de Nabal; le troisième, Absalom, fils de Maaca, fille de Talmaï, roi de Gueschur;"
3. "Ary Kileaba, tamin' i Abigaila, ilay novinadin' i Nabala Karmelita, no lahiaivo; ary ny fahatelo dia Absaloma, zanak' i Maka, zanakavavin' i Talmay, mpanjakan' i Gesora;"
4. And the fourth, Adonijah the son of Haggith; and the fifth, Shephatiah the son of Abital;
4. "le quatrième, Adonija, fils de Haggith; le cinquième, Schephathia, fils d`Abithal;"
4. "Ary ny fahefatra dia Adonia, zanak' i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak' i Abitala;"
5. And the sixth, Ithream, by Eglah David's wife. These were born to David in Hebron.
5. et le sixième, Jithream, d`Égla, femme de David. Ce sont là ceux qui naquirent à David à Hébron.
5. Ary ny fahenina dia Jitreama, tamin' i Egla, vadin' i Davida. Ireo no naterak' i Davida tao Hebrona.

Abner Goes Over to David

6. And it came to pass, while there was war between the house of Saul and the house of David, that Abner made himself strong for the house of Saul.
6. Pendant la guerre entre la maison de Saül et la maison de David, Abner tint ferme pour la maison de Saül.
6. Ary izao no niseho, raha mbola niady ny tamingan' i Davida sy ny tamingan' i Saoly, i Abnera dia nampiseho hery niandany tamin' ny tamingan' i Saoly.
7. And Saul had a concubine, whose name was Rizpah, the daughter of Aiah: and Ishbosheth said to Abner, Wherefore hast thou gone in unto my father's concubine?
7. Or Saül avait eu une concubine, nommée Ritspa, fille d`Ajja. Et Isch Boscheth dit à Abner: Pourquoi es-tu venu vers la concubine de mon père?
7. Ary Saoly nanana vaditsindrano, Rizpa no anarany, zanakavavin' i Aia. Kanefa Isboseta niteny tamin' i Abnera hoe: Nahoana no nalainao ny vaditsindranon' ikaky?
8. Then was Abner very wroth for the words of Ishbosheth, and said, Am I a dog's head, which against Judah do shew kindness this day unto the house of Saul thy father, to his brethren, and to his friends, and have not delivered thee into the hand of David, that thou chargest me to day with a fault concerning this woman?
8. Abner fut très irrité des paroles d`Isch Boscheth, et il répondit: Suis-je une tête de chien, qui tienne pour Juda? Je fais aujourd`hui preuve de bienveillance envers la maison de Saül, ton père, envers ses frères et ses amis, je ne t`ai pas livré entre les mains de David, et c`est aujourd`hui que tu me reproches une faute avec cette femme?
8. Dia tezitra mafy Abnera noho ny tenin' Isboseta, ka hoy izy: Lohan' alika no miandany amin' ny Joda va aho? He, izato izaho manisy soa ny tamingan' i Saoly rainao sy ny rahalahiny sy ny sakaizany izao, ka tsy nanolotra anao ho eo an-tanan' i Davida, nefa helohinao aho izao noho ny amin' io vehivavy io?
9. So do God to Abner, and more also, except, as the LORD hath sworn to David, even so I do to him;
9. Que Dieu traite Abner dans toute sa rigueur, si je n`agis pas avec David selon ce que l`Éternel a juré à David,
9. Hataon' Andriamanitra amin' i Abnera anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hataoko aminy araka ny nianianan' i Jehovah tamin' i Davida,
10. To translate the kingdom from the house of Saul, and to set up the throne of David over Israel and over Judah, from Dan even to Beersheba.
10. en disant qu`il ferait passer la royauté de la maison de Saül dans la sienne, et qu`il établirait le trône de David sur Israël et sur Juda depuis Dan jusqu`à Beer Schéba.
10. Ka hampiala ny fanjakana amin' ny tamingan' i Saoly aho ary hampitoetra ny sezafiandrianan' i Davida amin' ny Isiraely sy amin' ny Joda hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.
11. And he could not answer Abner a word again, because he feared him.
11. Isch Boscheth n`osa pas répliquer un seul mot à Abner, parce qu`il le craignait.
11. Dia tsy nahavaly an' i Abnera intsony izy noho ny tahony azy.
12. And Abner sent messengers to David on his behalf, saying, Whose is the land? saying also, Make thy league with me, and, behold, my hand shall be with thee, to bring about all Israel unto thee.
12. Abner envoya des messagers à David pour lui dire de sa part: A qui est le pays? Fais alliance avec moi, et voici, ma main t`aidera pour tourner vers toi tout Israël.
12. Ary Abnera nandefa iraka avy taminy nankany amin' i Davida nanao hoe: An' iza ny tany? Ary koa hoe: Manaova fanekena amiko, ary, indro, ny tanako homba anao hitondra ny Isiraely rehetra ho anao.
13. And he said, Well; I will make a league with thee: but one thing I require of thee, that is, Thou shalt not see my face, except thou first bring Michal Saul's daughter, when thou comest to see my face.
13. "Il répondit: Bien! je ferai alliance avec toi; mais je te demande une chose, c`est que tu ne voies point ma face, à moins que tu n`amènes d`abord Mical, fille de Saül, en venant auprès de moi."
13. "Dia hoy izy: Tsara izany; hanao fanekena aminao aho, kanefa zavatra iray loha no angatahiko aminao: tsy hahazo mahita ny tavako ianao, raha tsy entinao aty amiko aloha i Mikala, zanakavavin' i Saoly rehefa avy hihaona amiko ianao."
14. And David sent messengers to Ishbosheth Saul's son, saying, Deliver me my wife Michal, which I espoused to me for an hundred foreskins of the Philistines.
14. Et David envoya des messagers à Isch Boscheth, fils de Saül, pour lui dire: Donne-moi ma femme Mical, que j`ai fiancée pour cent prépuces de Philistins.
14. Ary Davida nandefa iraka nankany amin' Isboseta, zanakalahin' i Saoly, hanao hoe: Omeo ahy Mikala vadiko, izay efa nifanekena ho vadiko tamin' ny saron-tsotsoky ny Filistina zato lahy.
15. And Ishbosheth sent, and took her from her husband, even from Phaltiel the son of Laish.
15. Isch Boscheth la fit prendre chez son mari Palthiel, fils de Laïsch.
15. Ary Isboseta naniraka naka an' i Mikala tany amin' i Paltiela vadiny, zanak' i Laisy.
16. And her husband went with her along weeping behind her to Bahurim. Then said Abner unto him, Go, return. And he returned.
16. Et son mari la suivit en pleurant jusqu`à Bachurim. Alors Abner lui dit: Va, retourne-t`en! Et il s`en retourna.
16. Ary nanaraka azy ny vadin-dravehivavy ka nitomany teny aoriany hatrany Bahorima. Fa hoy Abnera taminy: Mandehana miverina. Dia niverina izy.
17. And Abner had communication with the elders of Israel, saying, Ye sought for David in times past to be king over you:
17. "Abner eut un entretien avec les anciens d`Israël, et leur dit: Vous désiriez autrefois d`avoir David pour roi;"
17. "Ary Abnera efa niteny tamin' ny loholon' ny Isiraely hoe: Efa ela no nitadiavanareo an' i Davida ho mpanjakanareo;"
18. Now then do it: for the LORD hath spoken of David, saying, By the hand of my servant David I will save my people Israel out of the hand of the Philistines, and out of the hand of all their enemies.
18. établissez-le maintenant, car l`Éternel a dit de lui: C`est par David, mon serviteur, que je délivrerai mon peuple d`Israël de la main des Philistins et de la main de tous ses ennemis.
18. Koa tanteraho izany ankehitriny, fa Jehovah efa nilaza an' i Davida hoe: Amin' ny tanan' i Davida mpanompoko no hamonjeko ny Isiraely oloko ho afaka amin' ny tanan' ny Filistina sy amin' ny tanan' ny fahavalony rehetra.
19. And Abner also spake in the ears of Benjamin: and Abner went also to speak in the ears of David in Hebron all that seemed good to Israel, and that seemed good to the whole house of Benjamin.
19. Abner parla aussi à Benjamin, et il alla rapporter aux oreilles de David à Hébron ce qu`avaient résolu Israël et toute la maison de Benjamin.
19. Ary Abnera efa niteny tamin' ny Benjamita koa, ary lasa koa Abnera hilaza amin' i Davida ao Hebrona, izay rehetra heverin' ny Isiraely ho tsara sy izay heverin' ny ankohonan' i Benjamina manontolo ho tsara.
20. So Abner came to David to Hebron, and twenty men with him. And David made Abner and the men that were with him a feast.
20. "Il arriva auprès de David à Hébron, accompagné de vingt hommes; et David fit un festin à Abner et à ceux qui étaient avec lui."
20. Dia tonga tany amin' i Davida tao Hebrona i Abnera sy ny olona roapolo lahy nanaraka azy. Ary nanao fanasana ho an' i Abnera sy ny olona nanaraka azy i Davida.
21. And Abner said unto David, I will arise and go, and will gather all Israel unto my lord the king, that they may make a league with thee, and that thou mayest reign over all that thine heart desireth. And David sent Abner away; and he went in peace.
21. "Abner dit à David: Je me lèverai, et je partirai pour rassembler tout Israël vers mon seigneur le roi; ils feront alliance avec toi, et tu règneras entièrement selon ton désir. David renvoya Abner, qui s`en alla en paix."
21. "Ary hoy Abnera tamin' i Davida: Hiainga aho, dia handeha hamory ny Isiraely rehetra ho ety aminao mpanjaka tompoko, mba hanaovany fanekena aminao ary hanjakanao amin' izay rehetra irin' ny fonao. Ary Davida nampandeha an' i Abnera; ka dia lasa soa aman-tsara izy."

Joab Murders Abner

22. And, behold, the servants of David and Joab came from pursuing a troop, and brought in a great spoil with them: but Abner was not with David in Hebron; for he had sent him away, and he was gone in peace.
22. Voici, Joab et les gens de David revinrent d`une excursion, et amenèrent avec eux un grand butin. Abner n`était plus auprès de David à Hébron, car David l`avait renvoyé, et il s`en était allé en paix.
22. "Ary, indreo tonga ny mpanompon' i Davida sy Joaba avy nitoha ka nitondra babo be niaraka taminy; ary efa tsy teo amin' i Davida tao Hebrona intsony i Abnera, fa efa nalefany izy, ka dia lasa soa aman-tsara."
23. When Joab and all the host that was with him were come, they told Joab, saying, Abner the son of Ner came to the king, and he hath sent him away, and he is gone in peace.
23. Lorsque Joab et toute sa troupe arrivèrent, on fit à Joab ce rapport: Abner, fils de Ner, est venu auprès du roi, qui l`a renvoyé, et il s`en est allé en paix.
23. Nony tonga Joaba sy ny miaramila rehetra izay nanaraka azy, dia nisy nanambara tamin' i Joaba hoe: Tonga tao amin' ny mpanjaka i Abnera, zanak' i Nera, nefa nalefany izy, ka dia lasa soa aman-tsara.
24. Then Joab came to the king, and said, What hast thou done? behold, Abner came unto thee; why is it that thou hast sent him away, and he is quite gone?
24. "Joab se rendit chez le roi, et dit: Qu`as-tu fait? Voici, Abner est venu vers toi; pourquoi l`as-tu renvoyé et laissé partir?"
24. Ary nankao amin' ny mpanjaka Joaba ka nanao hoe: Inona no nataonao? Nahoana no efa tonga teto aminao i Abnera ka nalefanao fotsiny, ka dia afaka soa aman-tsara izy?
25. Thou knowest Abner the son of Ner, that he came to deceive thee, and to know thy going out and thy coming in, and to know all that thou doest.
25. Tu connais Abner, fils de Ner! c`est pour te tromper qu`il est venu, pour épier tes démarches, et pour savoir tout ce que tu fais.
25. Fantatrao anefa ny amin' i Abnera, zanak' i Nera, fa hamitaka anao no nahatongavany, hahalalany ny ivoahanao sy ny idiranao ary hahalalany izay rehetra ataonao.
26. And when Joab was come out from David, he sent messengers after Abner, which brought him again from the well of Sirah: but David knew it not.
26. Et Joab, après avoir quitté David, envoya sur les traces d`Abner des messagers, qui le ramenèrent depuis la citerne de Sira: David n`en savait rien.
26. Ary rehefa nivoaka avy tao amin' i Davida i Joaba dia nandefa iraka hanaraka an' i Abnera, ary ireo nitondra azy niverina avy any amin' ny lavaka famorian-drano Siraha, nefa tsy fantatr' i Davida izany.
27. And when Abner was returned to Hebron, Joab took him aside in the gate to speak with him quietly, and smote him there under the fifth rib, that he died, for the blood of Asahel his brother.
27. Lorsque Abner fut de retour à Hébron, Joab le tira à l`écart au milieu de la porte, comme pour lui parler en secret, et là il le frappa au ventre et le tua, pour venger la mort d`Asaël, son frère.
27. Ary nony niverina tao Hebrona i Abnera, dia nentin' i Joaba nitanila tao anaty vavahady hiresaka aminy mangingina, kanjo nasiany tamin' ny taolan-tehezany fahadimy ka matiny ho todin' ny ràn' i Asahela rahalahiny.
28. And afterward when David heard it, he said, I and my kingdom are guiltless before the LORD for ever from the blood of Abner the son of Ner:
28. David l`apprit ensuite, et il dit: Je suis à jamais innocent, devant l`Éternel, du sang d`Abner, fils de Ner, et mon royaume l`est aussi.
28. Ary rehefa afaka izany, raha nahare izany Davida, dia hoy izy: Tsy manan-keloka mandrakizay eo anatrehan' i Jehovah aho sy ny fanjakako ny amin' ny ràn' i Abnera, zanak' i Nera.
29. Let it rest on the head of Joab, and on all his father's house; and let there not fail from the house of Joab one that hath an issue, or that is a leper, or that leaneth on a staff, or that falleth on the sword, or that lacketh bread.
29. Que ce sang retombe sur Joab et sur toute la maison de son père! Qu`il y ait toujours quelqu`un dans la maison de Joab, qui soit atteint d`un flux ou de la lèpre, ou qui s`appuie sur un bâton, ou qui tombe par l`épée, ou qui manque de pain!
29. "Hitsingerina amin' ny lohan' i Joaba sy ny tarana-drainy rehetra anie ny todin' izany; ary tsy ho tapaka amin' ny taranak' i Joaba anie ny marary mitsika, na ny boka, na ny mamahana amin' ny tehina, na ny lavon-tsabatra, na ny tsy manan-kohanina."
30. So Joab and Abishai his brother slew Abner, because he had slain their brother Asahel at Gibeon in the battle.
30. Ainsi Joab et Abischaï, son frère, tuèrent Abner, parce qu`il avait donné la mort à Asaël, leur frère, à Gabaon, dans la bataille.
30. Toy izany no namonoan' i Joaba sy Abisay rahalahiny an' i Abnera noho ny namonoany an' i Asahela rahalahiny tao Gibeona tamin' ny ady.
31. And David said to Joab, and to all the people that were with him, Rend your clothes, and gird you with sackcloth, and mourn before Abner. And king David himself followed the bier.
31. David dit à Joab et à tout le peuple qui était avec lui: Déchirez vos vêtements, ceignez-vous de sacs, et pleurez devant Abner! Et le roi David marcha derrière le cercueil.
31. Ary hoy Davida tamin' i Joaba sy ny olona rehetra izay teo aminy: Triaro ny fitafianareo, ary misikìna lamba fisaonana, ka aoka hisaona eo alohan' i Abnera ianareo. Ary Davida mpanjaka nanaraka ny tranovorona.
32. And they buried Abner in Hebron: and the king lifted up his voice, and wept at the grave of Abner; and all the people wept.
32. On enterra Abner à Hébron. Le roi éleva la voix et pleura sur le sépulcre d`Abner, et tout le peuple pleura.
32. "Dia nandevina an' i Abnera tao Hebrona izy ireo; ary ny mpanjaka nanandratra ny feony nitomany teo amin' ny fasan' i Abnera, dia nitomany ny vahoaka rehetra."
33. And the king lamented over Abner, and said, Died Abner as a fool dieth?
33. Le roi fit une complainte sur Abner, et dit: Abner devait-il mourir comme meurt un criminel?
33. Ary nalahelo an' i Abnera ny mpanjaka ka nanao hoe: Tahaka ny fahafatesan' ny adala va no nahafatesan' i Abnera?
34. Thy hands were not bound, nor thy feet put into fetters: as a man falleth before wicked men, so fellest thou. And all the people wept again over him.
34. Tu n`avais ni les mains liées, ni les pieds dans les chaînes! Tu es tombé comme on tombe devant des méchants.
34. "Ny tananao tsy nifatotra, ary ny tongotrao tsy nigadra; fa tahaka ny fahalavoan' ny olona izay asian' ny ratsy fanahy no nahalavoanao. Ary ny vahoaka rehetra dia mbola nitomany azy indray."
35. And when all the people came to cause David to eat meat while it was yet day, David sware, saying, So do God to me, and more also, if I taste bread, or ought else, till the sun be down.
35. "Et tout le peuple pleura de nouveau sur Abner. Tout le peuple s`approcha de David pour lui faire prendre quelque nourriture, pendant qu`il était encore jour; mais David jura, en disant: Que Dieu me traite dans toute sa rigueur, si je goûte du pain ou quoi que ce soit avant le coucher du soleil!"
35. Ary rehefa avy ny vahoaka rehetra hampihinan-kanina an' i Davida raha mbola antoandro, dia nianiana i Davida hoe: Hataon' Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha mba hitendry hanina na inona na inona akory aho mandra-pilentiky ny masoandro.
36. And all the people took notice of it, and it pleased them: as whatsoever the king did pleased all the people.
36. Cela fut connu et approuvé de tout le peuple, qui trouva bon tout ce qu`avait fait le roi.
36. "Ary azon' ny vahoaka rehetra ny hevitr' izany ka nankasitrahany; dia tahaka ny nankasitrahany izay rehetra nataon' ny mpanjaka."
37. For all the people and all Israel understood that day that it was not of the king to slay Abner the son of Ner.
37. Tout le peuple et tout Israël comprirent en ce jour que ce n`était pas par ordre du roi qu`Abner, fils de Ner, avait été tué.
37. Ka dia fantatry ny vahoaka rehetra sy ny Isiraely rehetra tamin' izany andro izany fa tsy avy tamin' ny mpanjaka no nahafaty an' i Abnera, zanak' i Nera.
38. And the king said unto his servants, Know ye not that there is a prince and a great man fallen this day in Israel?
38. Le roi dit à ses serviteurs: Ne savez-vous pas qu`un chef, qu`un grand homme, est tombé aujourd`hui en Israël?
38. Ary hoy ny mpanjaka tamin' ny mpanompony: Tsy fantatrareo va fa komandy sady lehilahy malaza no lavo androany tamin' ny Isiraely?
39. And I am this day weak, though anointed king; and these men the sons of Zeruiah be too hard for me: the LORD shall reward the doer of evil according to his wickedness.
39. "Je suis encore faible, quoique j`aie reçu l`onction royale; et ces gens, les fils de Tseruja, sont trop puissants pour moi. Que l`Éternel rende selon sa méchanceté à celui qui fait le mal!"
39. "Ary tsy mbola manan-kery loatra aho izao, na dia mpanjaka efa voahosotra aza; ary ireo lehilahy zanak' i Zeroia ireo dia maheri-sata loatra amiko; Jehovah anie hamaly izay nanao izao ratsy izao araka ny ratsy nataony."
<
>